Fotoam-pamokarana lavanio any Madagasikara

vanille koken
Ao amin'ny vohitra iray izay ipetrahan'ny dadafarako dia miasa mafy tokoa ny mpamboly lavanio nanomboka ny volana Jolay isan-taona. Ary faly tokoa eo am-panaovana izany satria manantena fa be ny vokatra azo. Ity sary ity dia nalain'ny anadahiko.
IMG 20210708 120150 302 1
het wieden van ongewenste planten

received 307018007786744
Avarina ao anaty rano mafana ny lavanio maitso

received 129432365964859
Ny fanamainana ny lavanio dia maharitra 90 andro. Ao anatin'izany dia atapy tsy mihoetra ny 3 ora isan'andro eo amin'ny masoandro ny lavanio dia fonosina ao anaty bodifotsy magana mandritry ny alina mandra-pahatongan'ny andro manaraka indray.

4 thoughts on “Vanille oogst in Madagaskar

  1. Anouschka says:

    Heel leuk om dit proces zo mee te krijgen via een blog, voorzien van foto’s! Dit laat duidelijk de uitstekende kwaliteit en service van jullie vanille business zien.

Leave a Reply

Your email address will not be published. Required fields are marked *